MediaWiki: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Rôbô Nanampy: sh:MediaWiki
Rescuing 1 sources and tagging 0 as dead.) #IABot (v2.0.9.3
 
(Tsy maneho ny versiona an'elanelany 66 nataom-pikambana 40)
Andalana faha-12:
}}
 
'''MediaWiki''' dia [[rindrankajy wiki]] iray manana ny lisansy [[GNU General Public License]] na GPL. Nosoratana tamin'ny [[PHP]] ary mitaky [[banky angona]] [[MySQL]]. Tany am-boalohany dia ho an'i [[Wikipedia]], raki-pahalalana malalaka mampiasa wiki, no namoronana azy, fa ankehitriny kosa dia efa fitaovana fanta-daza sy be mpampiasa, iray amin'ireo ankafizin'ny mpampiasa [[wiki]] indrindra. Ankehitriny ohatra, dia ny tetikasa rehetra an'ny [[Wikimedia Foundation]], ny wikis rehetra ao amin'i [[Wikia]], ary wiki ngeza maro no mampiasa azy.<ref>{{cite web| url = http://s23.org/wikistats/wikis_html.php| title = Lisitry ny wikis araka ny habeny - Antontanisa S23 | accessdate = 2006-06-29 | author = "mutante" | authorlink = http://s23.org/wiki/User:Mutante}}</ref> Fantatra koa fa misy orinasa mampiasa azy hizarana fampahalalana anatiny na ataony [[CMS]]. Iray hosinganina amin'ireny i [[Novell]].
 
Maro ny zavatra vitan'i MediaWiki, ary afaka tovanana ihany koa izany fitaovana miaraka aminy izany. Noho ny lanja lehibe ananan'ny fampiasana tenim-pirenena maro amin'ireo tetikasa Wikimedia dia niitatra tany amin'ny mpamolavola ny rindrankajy ihany koa io lanjan'ny fahafahana mampiasa tenim-pirenena maro io. Ireo teny sy fanazavana ifandraisan'ny mpitsidika sy ny solosaina dia voadika ampahany na manontolo amin'ny tenim-pirenena mihoatra ny 70, ary mbola afaka ovain'ny mpitantana ny sehatra izany avy eo na hatsarainy (eo anivon'ny [[wiki]] ihany no anaovany izany fanovàna izany). Ary satria koa iray amin'ireo sehatra ngeza indrindra eran-tany i Wikipedia, dia lahasa iray ho an'ny mpamolavola ny rindrankajy ihany koa ny momba ny cache sy replication amin'ny banky angona.
Andalana faha-182:
* [[Lisitry ny CMS]]
* [[Fampitahana rindrankajy wiki]]
 
== References ==
Ligne 189 ⟶ 197 :
* [http://sourceforge.net/projects/wikipedia/ Pejin'ny tetikasa MediaWiki] ao amin'i [[SourceForge]]
* [[meta:MediaWiki|MediaWiki ao amin'ny Meta-Wiki]]
** [[meta:Help:Contents|Torolàlana ho an'ny mpampiasa ny rindrankajy]]
** [http://www.mediawiki.org/wiki/Sites_using_MediaWiki Ireo rindrankajy mampiasa MediaWiki]
* [http://pgfoundry.org/projects/wikipedia Tetikasa iray mampiasa PostgreSQL amin'ny banky angona]
* [http://www.mwusers.com Fanampiana ireo mpiangaly tranonkala sy mpampiasa MediaWiki]
* [http://www.richardkmiller.com/blog/archives/2006/05/password-protecting-mediawiki-with-mod_auth_mysql Fanasiana tenimiafina hiarovana ny sehatra mampiasa MediaWiki amin'ny alàlan'ny mod_auth_mysql]
 
[[Sokajy:Rindrankajy malalaka]]
 
[[Sokajy:Rindrankajy malalaka]]
[[af:MediaWiki]]
[[als:MediaWiki]]
[[ar:ميدياويكي]]
[[arz:ميدياويكى]]
[[ast:MediaWiki]]
[[az:MediaViki]]
[[bar:MediaWiki]]
[[be-x-old:MediaWiki]]
[[bg:МедияУики]]
[[bn:মিডিয়াউ��কি]]
[[bs:MediaWiki]]
[[ca:MediaWiki]]
[[cs:MediaWiki]]
[[csb:MediaWiki]]
[[cv:MediaWiki]]
[[da:MediaWiki]]
[[de:MediaWiki]]
[[en:MediaWiki]]
[[eo:MediaWiki]]
[[es:MediaWiki]]
[[et:MediaWiki]]
[[eu:MediaWiki]]
[[fa:مدیاویکی]]
[[fi:MediaWiki]]
[[fr:MediaWiki]]
[[ga:MediaWiki]]
[[gl:MediaWiki]]
[[he:מדיה-ויקי]]
[[hr:MediaWiki]]
[[hu:MediaWiki]]
[[id:MediaWiki]]
[[ig:MediaWiki]]
[[it:MediaWiki]]
[[ja:MediaWiki]]
[[ka:MediaWiki]]
[[ko:미디어위키]]
[[ku:MediaWiki]]
[[la:MediaVici]]
[[lb:MediaWiki]]
[[li:MediaWiki]]
[[lt:MediaWiki]]
[[lv:MediaWiki]]
[[mk:МедијаВики]]
[[ml:മീഡിയവിക്കി]]
[[ms:MediaWiki]]
[[nl:MediaWiki]]
[[nn:MediaWiki]]
[[no:MediaWiki]]
[[oc:MediaWiki]]
[[pl:MediaWiki]]
[[pt:MediaWiki]]
[[ro:MediaWiki]]
[[ru:MediaWiki]]
[[sco:MediaWiki]]
[[sh:MediaWiki]]
[[si:මාධ්‍යවිකි]]
[[simple:MediaWiki]]
[[sk:MediaWiki]]
[[sl:MediaWiki]]
[[sr:MediaWiki]]
[[sv:Mediawiki]]
[[ta:மீடியாவிக்கி]]
[[th:มีเดียวิกิ]]
[[tr:MediaWiki]]
[[uk:MediaWiki]]
[[vi:MediaWiki]]
[[yi:מעדיעוויקי]]
[[zh:MediaWiki]]
[[zh-classical:共筆臺]]
[[zh-min-nan:MediaWiki]]
[[zh-yue:MediaWiki]]