Aller au contenu

Morontsiraka

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 11 Janoary 2021 à 14:47 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara) (Sisin' ny tany mikasika ny ranomasina)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)
Vue aérienne d'une côte sur l'île allemande de Föhr en mer du Nord.Morontsiraky ny nosy alemànan' i Föhr ai amin' ny Ranomasina Avaratra.

Ny morontsiraka dia tany mifanila amin' ny faritry ny ranomasina na faritry ny ranomasimbe, ny moron-ranomasina ny mampifandray ny morontsiraka sy ny tany iray. Ny famerana ny sakan' ny morontsiraka iray mankany anaty tany dia miankina amin' ny lalàm-panjakana mifehy azy na amin' ny fahefana ara-tsiansa, noho ny antony ara-pôlitika na ara-piarahamonina na ara-toekarena.

Jereo koa