Aller au contenu

Eokaristia

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 19 Septambra 2023 à 09:25 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)

Ny Eokaristia dia fomba manana ny maha izy azy ao amin' ny fivavahana kristiana izay anamasinan' ny mpanao raharaham-piangonana (pretra na pastora sns.) ny mofo ("tenan' i Jesoa") sy ny divay ("ran' i Jesoa") ary isotroana sy ihinanan' ny mpivavaka izany araka ny nandidian' i Jesoa Kristy tamin' ny niarahany misakafo farany tamin' ireo mpianany manao hoe: "Izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy". Ny Katôlika malagasy no mampiasa io teny io ka mitovitovy votoantin-javatra tondroina amin' ny teny hoe Fanasan' ny Tompo izay ampiasain' ny Prôtestanta malagasy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ny sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika: