Aller au contenu

Marka (evanjelista)

Avy amin'i Wikipedia
La version imprimable n’est plus prise en charge et peut comporter des erreurs de génération. Veuillez mettre à jour les signets de votre navigateur et utiliser à la place la fonction d’impression par défaut de celui-ci.

I Marka dia ilay heverina, araka ny lovantsofina kristiana, fa nanoratra ny Evanjely na Filazantsara mitondra ny anarany. Mpanara-dia akaiky an' i Petera sy an' i Paoly Apôstôly izy fa tsy isan' ireo Apôstôly roa ambin' ny folo lahy. Joany Marka na Jaona Marka koa no fiantsoana azy. Tsy mitonon-tena ho nanoratra ny filazantsara faharoa (Filazantsara araka an' i Marka) nampitondraina ny anarany anefa i Marka.

Jereo koa