Ranomasin'i Ligoria
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Ranomasina Ligoriana)
![](https://cdn.statically.io/img/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/7/79/Mar_Ligure.svg/342px-Mar_Ligure.svg.png)
Ny Ranomasin'i Ligoria na Ranomasina Ligoriana na Ranomasina Ligoria dia ranomasina amin'ny sisin-tanin'i Ligoria. Ampahan'ny Ranomasina Mediteranea sahala amin'ny Ranomasina Tireniana izy. Ny Italiana miantso azy hoe Mar Ligure, fa ny kosa Frantsay manao hoe Mer Ligurienne.