Bengal Andrefana
Apparence
Bengal Andrefana | |
| |
Firenena | ![]() |
Velarantany | 88 752 km2 |
Isam-ponina | 91 347 736 mpo. |
Hakitroka | — |
Renivohitra | Kolkata |
Ben'ny faritany | Mamata Banerjee (TMC) |
Ny Bengal Andrefana (fiteny bengaly: পশ্চিমবঙ্গ / Poshchim Bônggo, API: [poʃtʃim bɔŋɡo]) dia fanjakana any India, mizara sisintany amin' i Bangladesy. Miteny fiteny bengaly ny ankabiazan' ny olona miaina any Bengal Andrefana.
![](https://cdn.statically.io/img/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/4/45/India_WB.svg/220px-India_WB.svg.png)