Dite (zavamaniry)
Apparence
![](https://cdn.statically.io/img/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/7/71/Csinensis.jpg/292px-Csinensis.jpg)
![](https://cdn.statically.io/img/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/a/a5/Camellia_sinensis_Bois_Cheri.jpg/220px-Camellia_sinensis_Bois_Cheri.jpg)
![](https://cdn.statically.io/img/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/e/e3/Camellia_sinensis_MHNT.BOT.2016.12.24.jpg/220px-Camellia_sinensis_MHNT.BOT.2016.12.24.jpg)
Ny dite dia karazana hazo madinika ao amin' ny fianakavian' ny Theaceae. Any Atsinanana Indrindra no fiaviany. Camellia sinensis no anarany ara-tsiansa. Volena mba hahazoana ny raviny izay hamainina hanaovana zavapisotro amin' ny alalan' ny fitanehana azy. Atao hoe dite ihany koa ilay zavapisotro azo avy aminy.