Howard Carter
Apparence
![](https://cdn.statically.io/img/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/2/24/Howard_carter.jpg/220px-Howard_carter.jpg)
Howard Carter dia mpahaisiansan-javaboahary mizaka ny zom-pirenen'i Fanjakana Mitambatra teraka ny 9 Mey 1874 ary maty ny 2 Martsa 1939 Lasa nalaza eran-tany izy rehefa nahita ny fasan'ny Faraon'ny Tarana-mpanjaka faha-18, Totankamôna tamin'ny Novambra 1922, ilay fasana faraonina voatahiry tsara indrindra hita tany amin'ny Lohasahan'ny Mpanjaka.