Ranomasin' i Aral
Apparence
![](https://cdn.statically.io/img/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/7/75/AralSea1989_2014.jpg/275px-AralSea1989_2014.jpg)
![](https://cdn.statically.io/img/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/9f/Aral_Sea.gif/220px-Aral_Sea.gif)
Ny Ranomasin' i Aral dia farihy masira ao Azia Afovoany izay hita eo afovoan-tany efitra eo anelanelan' i Kazakstàna ao avaratra sy i Ozbekistàna ao atsimo, any amin' ny 400 km miala ny Ranomasina Kaspiana. Ahitana nosy maro dia maro ao amin' io ranomasina io.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]