Tangorom-bohitra
Apparence
![](https://cdn.statically.io/img/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/7/79/Himalayas.jpg/316px-Himalayas.jpg)
Ny tangorom-bohitra na tangoron-tendrombohitra dia fitambarana tendrombohitra mitangorona mitohy izay manaraka tsipiky ny tampona, ka mifanohitra amin' ny tandavan-tendrombohitra. Mety hikambana amin' ny tandavan-tendrombohitra iray ny tangoron-tendrombohitra, toa an' i Alpa izay mamondrona tangorom-bohitra manodidina ny zato (ny tangorom-bohitr' i Mont Blanc sy ny hafa).