Aller au contenu

Tratra

Avy amin'i Wikipedia
Tratra
tratram-bibikely (Bactrocera)

Ny tratra dia faritra amin' ny biby manana hazondamosina na ny artrôpôda. Ao amin' ny olombelona sy ny biby mampinono dia ny faritra eo anelanelan' ny tenda sy ny kibo. Ao anatin' izany ny haran-tratra izay miaty ny fo sy ny havokavoka. Amin' ny olona mijoro dia mifanohitra amin' ny lamosina ao aoriana ny tratra izay eo aloha.