Aller au contenu

good-neighborliness

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy

[Ovay]

Anarana iombonana

good-neighborliness

  1. ny fisakaizana sy ny fiaraha-miasa ary ny tsy fitsabahana amin'ny raharaha anatiny any amin'ny firenena hafa
  2. toetran'ny maha-mpifanolo-bodirindrina tsara

Tsiahy